Ra ry Lolo sy ny tariny no resahina dia tonga ao an-tsaina ireo hira maro vitsy nefa mafonja...
Mahagaga ahy fa tato afara dia tsy misy mandimby ny fonjan-kevitra nentin'izany tarika izany.Ny mozika Malagasy dia toa mivoana ankehitriny.....
Mahery izany Lolo sy ny tariny izany ....
lien: http://www.lolosynytariny.com/
tahbumaye
Tags associés :
Lolo, tariny
J'kaz !

0